

Sary tonga farany









TWIP donation
|
TWIP, natao hitehirizana, hikarohana, handaminana ary hifampizarana ireo sary nataonao. Manokatra kaonty Efa mpikambana ? Connexion Adino : Anaran’ny mpampiasa | Teny miafina Fitehirizan-tsary farany Lisitry ny fitehirizan-tsary |
Vata misy fiasana|
Ny lisitr’ireo firenena Ny lisitr’ireo tanàna Lisitr’ireo sary Fanesorana ireo sary |
![]() ![]() ![]() ![]() ![]() ![]() ![]() ![]() |
Mpiray antoka Move&Buy Vietnam Move&Buy China Move Thailand Chine Voyage, séjour Album Photo Photo gallery Forum photo numérique |
| Tonga soa eto amin’ny The World In Photos |
| Zahao an-tsary izao tontolo izao ! |
Mamela anao hanampy "flier" ity safidy iray ity Inona moa no atao hoe "flyer" ?Ny "flier" dia mpampitohy iray, mety ho lahatsoratra na kisary, izay azonao apetaka ao anaty Takelaka vitanao, rehefa potserina eo amboniny ary mitarika avy hatrany any amin’ny pejin’ny The World In Photos nosafidianao. Ny "flier" dia mety ho :
Inona moa no ampiasana ny "flier" ?Ny "flier" dia natao hitondra fanampiny manara-penitra ho an’ny Takelaka Tranokala naorinao. Azonao atoro ny mpitsidika ny Takelakao ny mpampitohy mankany amin’ireo pejin’ny The World In Photos ireo. Mety ho ilay pejy fandraisana io, na pejy momba ny kôntinanta, na pejy momba ny firenena, na pejy iray amin’ireo marobe misy sarina toerana manokana, na koa pejy iray tsy ahitana afa-tsy ny sary natolotrao. Ahoana ary no fomba fametahana "flier" ?Tsotra fotsiny ihany : tetezo ny The World In Photos mandra-pahitanao izay pejy mahaliana anao (ilay pejy tianao hiantefan’ny "flier" nataonao). Rehefa voafidinao ilay pejy dia potsero eo amin’ilay mpampitohy na ilay bokotra "Mametaka "flier"". Ho tojo ilay pejy manolotra kôdy isaky ny karazana « flier » misy ao ary koa ireo kisary mifanaraka amin’izany ianao. Raiso fotsiny ny kôdin’ilay "flier" mifanaraka amin’ny Takelakao dia atsofohy ao amin’ny kôdy htlm –ny. Fanamarihana
|