

Sary tonga farany









|
TWIP, natao hitehirizana, hikarohana, handaminana ary hifampizarana ireo sary nataonao. Manokatra kaonty Efa mpikambana ? Connexion Adino : Anaran’ny mpampiasa | Teny miafina Fitehirizan-tsary farany Lisitry ny fitehirizan-tsary |
Vata misy fiasana|
Ny lisitr’ireo firenena Ny lisitr’ireo tanàna Lisitr’ireo sary Fanesorana ireo sary |
![]() ![]() ![]() ![]() ![]() ![]() ![]() ![]() |
Mpiray antoka Move&Buy Vietnam Move&Buy China Move Thailand Chine Voyage, séjour Album Photo Photo gallery Forum photo numérique |
| Tonga soa eto amin’ny The World In Photos |
| Zahao an-tsary izao tontolo izao ! |
Ahoana no fomba fanampiana sary ato anatin’ny The World In PhotosNy The World In Photos no tahirin-tsary goavambe indrindra momba ny sary avy amin’izao tontolo izao. Izany tahiry izany, izay fahanan’ny vondron’ireo liantranokala, dia mitatra sy mitombo haingana tokoa. Izany no antony tsy anekenay ny tolotra rehetra ary mazàna izahay no voatery mifantina ny sary. Mba hanafainganana ny fanekena ny sary atolotrao dia araho tsara ireto fombafomba manaraka ireto. Misaotra noho ny fandraisanao anjara. Ireto misy dingana 3 mba hanoloranao ny sary vitanao : Dingana 1Tetezo ireo sokajy isan-karazany ao amin’ny fitehirizan-tsary mandram-pahitanao ilay bokotra na ilay mpampitohy "Manampy sary". Dingana 2Fenoy ny faritra rehetra araka ny torolalana. Tandremo : tsy maintsy fenoina ny faritra rehetra. Fenoy tsara daholo mba hanamorana ny asan’ireo mpiandraikitra ary koa ahazoana malaky ny fanekena ny fandraisana ny sary atolotrao. Dingana 3Ataovy ara-dalàna tsara ny faritra natao hofenoinao. Haharay mailaka ianao ho fanamafisana hoe lasa aty amin’ny mpiandraikitra ny fanekena ireo sary nalefanao. Ho voarainao koa avy eo, ao anatin’ny 1 ka hatramin’ny 3 andro, ny mailaka milaza hoe nekena na nolavina ny sary nalefanao (zava-dehibe ny fanomezana anay adiresy mailaka tena mitombina mba haharaisanao tsara io mailaka io). Ny fetrandro fanekena ny sary dia miova araka ny isan’ny sary miandry ny fanekena azy. Ampidiro amin’izay ny sary !
Eorôpa Azia Azia atsimo atsinanana Amerika avaratra Amerika afovoany Amerika atsimo Karaiba Afrika Ôseania Moyen Orient Misaotra noho ny fandraisanao anjara amin’ny fampandrosoana ity tahiry voalohany momba ny sary eran-tany ity ary koa nampahafantatra anay ireo toerana samihafa ankafizinao. Aza adino ary fa miankina aminao ny kalitaon’ny tahirin-tsary ! Ny mpiara-miasa ato amin’ny The World In Photos. |