









TWIP donation
Online now|
Active members: Was just on the site: + More |
|
TWIP, natao hitehirizana, hikarohana, handaminana ary hifampizarana ireo sary nataonao. Manokatra kaonty Efa mpikambana ? Connexion Adino : Anaran’ny mpampiasa | Teny miafina Fitehirizan-tsary farany Lisitry ny fitehirizan-tsary |
Flier
Raha te-hametraka ity bokotra ity amin’ny Takelakao ianao dia adikao eo ambany ity kôdy ity |
Vata misy fiasana|
Ny lisitr’ireo firenena Ny lisitr’ireo tanàna Fanesorana ireo sary World Heritage Site |
![]() ![]() ![]() ![]() ![]() ![]() ![]() ![]() |
Mpiray antoka Hotel Thailand Chiang Mai Grapevine Forum photo numérique |
| Tonga soa eto amin’ny The World In Photos |
| Zahao an-tsary izao tontolo izao ! |
TWIP Dictionary: Translate the World!206,782 words in 54 languages 17,558 categories (continents, countries, cities, places) |
TWIP Blog ![]() Ny zava-miseho hita ato amin’ny The World In Photos |
World Travel ForumsAccess to our new Forums |
TWIP DirectoryTakelaka momba ny mpampitohy mikasika ireo mpitari-dalana/sary |
|
Ny The World In Photos no tahirin-tsary erantany voalohany izay azon’ny rehetra jerena maimaim-poana ary koa azon’ny rehetra hatevenina. Kinendrin’ny The World In Photos ny mba ho tonga tahirin-tsary goavana indrindra momba ny toerana, ny tsangambato ary koa ny tanàna samihafa eran’izao tontolo izao. Afaka mitady izay tadiaviny ao ny tsirairay na koa mifanmpizara amin’ny hafa izay ananany. Raha te-hitety izany tahirin-tsarin’ny The World In Photos izany ianao dia mamakivakia azy ary fidio ny firenena iray, avy eo ny tanàna iray ; raha tsy izany dia mampiasà milina mpikaroka. Raha te-hanolotra sary eto amin’ny The World In Photos ianao dia zahao ny pejy "Manampy sary". Tandremo tsara anefa ! Mijanona ho fananan’ny tompony irery ihany ny sary aseho eto amin’ny The World In Photos. Malalaka tsar any fijerenao ireo sary ireo saingy voafetra kosa ny fampiasanao azy ireo. Zahao ny lohahevitra "Copyright" raha te-hahalala be be kokoa momba ny zon’ny tompon’ireo sary aseho eto amin’ny The World In Photos. ----- Misy safidy "fil RSS" atolotry ny The World In Photos ho anao izao. Ny "fil RSS" dia maimaim-poana ho an’ny olon-tsotra sy ireo fikambanana raha ampiasaina ivelan’ny asam-barotra. Zahao ary ny "fils RSS" atolotray |
| Best rated photo | Most rated photo | Photo of the week (More) |
![]() | ![]() | ![]() |
| View of the Pile House of Amakong, the house of the Elephant King is living, who catched, traped and domesticated many elephants in Dak Lak province | Saint Barts airport, Saint-Barthélemy | Pitões das Júnias é uma aldeia situada a cerca de 1200 metros de altitude, no norte de Portugal, dentro do Parque Nacional Peneda-Gerês, na região de Barroso, Trás-os-Montes. Faz parte do Concelho de Montalegre, Distrito de Vila Real. Fica próximo a Chaves a leste e Braga a oeste. A distância até a cidade do Porto é de aproximadamente 140 km. Do Aeroporto de Pedras Rubras, a distância é de 133 km, percorridos em 2 horas e 10 minutos. |
| Uploaded on 2012-04-19 - 06:19:37 Rating: 5.00/5 (1 votes cast) | Uploaded on 2007-04-01 - 10:32:18 Rating: 3.02/5 (475 votes cast) | 2012-04-12 |
|
Vaovao farany (amin’ny teny anglisy) (Fanampiny)
|
In the Blog (Fanampiny) Luxembourg and Grand Duke Henri By Bart, May 13, 2012 at 12:15:57 :: Luxembourg Hans-Adam II, Prince of Liechtenstein By Bart, April 22, 2012 at 14:29:52 :: Liechtenstein Tupou VI, the new king of Tonga By Bart, March 31, 2012 at 13:39:03 :: Tonga Margrethe II, Queen of Denmark since 1972 By Bart, March 11, 2012 at 18:16:53 :: Denmark King Albert II of Belgium By Bart, February 26, 2012 at 17:36:18 :: Belgium Tonga and the King George Tupou V By Bart, February 12, 2012 at 11:23:14 :: Tonga Thailand and King Bhumibol Adulyadej, the world's longest-reigning monarch By Bart, January 22, 2012 at 13:41:14 :: Thailand Malaysia, Yang di-Pertuan Agong and Sultan Abdul Halim of Kedah By Bart, January 15, 2012 at 13:12:46 :: Malaysia Japan, Akihito, Emperors and Shoguns By Bart, December 11, 2011 at 17:00:31 :: Japan Norodom Sihamoni, King of Cambodia By Bart, November 20, 2011 at 12:31:50 :: Cambodia |